Do Rak Hair Style

Do Rak Hair Style

Share

👩‍🦱 Curly Hair Lover
💆‍♀️Soin et dressage boucle
🧴Vente de Produits & Accessoires Cheveux ✨
Pour tous types de cheveux – Sublimez votre beauté avec Dô Rak Hair Style 💇🏾‍♀️💖
📝 Conseil, diagnostic, astuce gratuite [Abonnez_vous]

13/12/2025

Soin sy dressage curly
Mandray 6h_17h izahay
Lundi._ Samedi
034 14 794 37. 032 18 870 61

01/12/2025

Salama e!! Tianareo ve le couleur? 💜💜💜
Mirary erin'andro vao2 mafinaritra ho antsika rehetra indray ary e!
Misokatra ny Alatsinay_Sabotsy ⏱️6ora maraina _ 5ora ariva ny salon antsika izay anao et Curly

🏠Ankadimbahoka Andrefana
📞034 14 794 37

20/11/2025

Sahira ve ianao @ resaka dressage boucle, soin sns
aza misalasala manantona anay fa tena ho karakaraina tsara ianareo !
Volume no notadiavin ity cliente ity ho alefa tsika eo ny vokatra aveo 😁😊😊🥰
Rendez_vous Mp
📍Toerana: Ankadimbahoka andrefana
📞034 14 794 37

07/11/2025

Iza no mbola tsy nanao ou tato 😁
Tongava fa ho afa_po foana ianareo! 🥰🥰
Tena naturel mafinaritra be otran zao ne ny vokatra e 🤩😍😍

01/11/2025

Ity ny brosse curly tiako indrindra aloha hatreto sady tena naharitra be 3 ans niasana izy ty , 😍😍😍
Ary ny anareo inona brosse tena nahafa_po sy tianareo? Alefaso coms

24/10/2025

Avant et après 😍😍
Resultat de dingue 🤩🤩✨✨✨

Rendez-vous en mp ou au 📞 034 14 794 37

📍 Ankadimbahoka Andrefana

08/10/2025

✨ Lasa natevina be ny voloko 🤩, lasa lava koa 🥰!
Ny boucles moa tsy lazaina intsony 😍 — tena niova tanteraka tao anatin’ny herintaona!
Tena mahafaly be ny mahita evolution otran’izao 🥹💖

Ary ny anareo kosa?
👉 Ahoana ny volonareo amin’izao?
👉 Inona no olana mahazo anareo amin’ny fikarakarana azy?
👉 Inona no tanjona tianareo ho tratrarina amin’ny volonareo?

Andao ary hifanampy e😍💪

26/09/2025

📢 Ry mpanjifa sy namana malala 📢

Noho ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena, dia voatery hampiato vetivety ny asa sy ny service rehetra izahay.

👉 Tsy hisy fandraisana aty amin’ny salon, ary tsy hanao “à domicile” ihany koa aloha izahay izao.
⏳ Ho hitantsika eo ihany ny atao ao anatin’ny herinandro, mandrapilamin’ny toe-javatra.

🙏 Miala tsiny indrindra amin’ny fanelingelenana ary misaotra betsaka amin’ny fahatakarana sy fanohanana.
💖 Ny volonareo sy ny hatsaranareo dia zava-dehibe ho anay foana, fa amin’izao aloha mila mitandrina sy miandry kely isika rehetra.

➡️ Hampandre mialoha izahay raha vao afaka miverina amin’ny asa indray.

🌸✨ Mirary ho salama sy hiaro tena daholo isika rehetra! 🌸✨

21/09/2025

Tu rêves de boucles définies & brillantes ?
💖 Avec la méthode curly, ton look change en un instant !

👉 Abonne-toi & viens tester l’expérience curly ✨

18/09/2025

✨ Conseil Curly du jour ✨
Pour des boucles bien définies et volumineuses :
1️⃣ Toujours hydrater avant de coiffer
2️⃣ Privilégier des produits légers
3️⃣ Décoller les racines avec les doigts une fois les cheveux secs

👉 Vous voulez le même résultat ? Prenez rendez-vous avec nous 😍

Photos from Do Rak Hair Style's post 29/08/2025

🌟 Produits DevaCurl – Authentiques 💯 Made in USA 🌟
Spécialement conçus pour sublimer toutes les textures curly, sans sulfate, sans silicone, sans parabène.

1. No-Poo Original

💧 Nettoie en douceur sans mousse
🌿 Préserve l’hydratation naturelle
✔️ – idéal pour lavage fréquent

2. One Condition Original

💧 Après-shampoing hydratant
✨ Facilite le démêlage et laisse les boucles souples
✔️ – soin quotidien incontournable

3. SuperCream

🥥 Crème coiffante riche en huile de coco
🌟 Nourrit, définit, contrôle les frisottis
✔️ – parfait pour cheveux secs & épais

4. Ultra Defining Gel

💎 Gel fixation forte
✨ Donne définition longue durée sans effet carton
✔️ – allié des wash & go réussis

5. No-Poo Blue

💙 Nettoyant doux avec pigments bleus
🌟 Neutralise les reflets jaunes/cuivrés
✔️ – idéal pour cheveux colorés/blonds/gris

6. Scalp Pur / Scalp Care

🌿 Purifie et rafraîchit le cuir chevelu
💧 Élimine résidus et excès de sébum
– soin detox pour un cuir chevelu sain
---
🔥 Offrez à vos cheveux la qualité authentique 💯 DevaCurl, directement importée des USA.
📩 Commandez maintenant – Quantités limitées.

Photos from Do Rak Hair Style's post 28/08/2025

Arrivage ry malala a! 🥰🥰produit curly, wavy, kinky ary lisse zany hoe ho any volo rehetra authentique 💯
Alefako tsika eo detail maonomba demain 😍😍
Alefatsika manomboka demain detail

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ankadimbahoka Ouest
Antananarivo