Eula-Rotsy
11/07/2026
A partir 5.000 ariary , pas plus de 25.000 ariary .
Efa misoratra am sary ny taille sy tour de taille ary ny longueur 🥰
Mandinika tsara vao manao jp fa tsy manao retour za amin’ity satria efa ireo precis ireo ny detail rehetra 🎀
11/07/2026
A partir 5.000 ariary ireo androany ary tsy mihoatra ny 25.000 ariary
Taille xs-3xL 🎀🔥
10/07/2026
Coucou les filles . Tonga ny arrivage wed leg 🥰❤️ mandamina kely fotsiny dia demain ny live sy ny sary ho an’izay tsy mahita live 🎀
A partir 5.000 ariary . Mentioneo ny namana de partageo ny live fa hizara cadeau wed leg sy credi ary sac tsika
09/07/2026
2-3 ans 7.000 ariary 🥰🧸
09/07/2026
5.000 ariary ny ray 🥰🧸
09/07/2026
2 ans
10.000 ariary 🥰🧸
09/07/2026
3 à4 ans
8.000 ariary 🥰🧸
08/07/2026
Ho avy ny arrivage wed leg manja be 🥰💋
Fa zany eo ihany fa mbola misy zazah tsy nahazo akanjo mafana na patalo mafana ve ? Mbola misy vitsivitsy dispo ao . 🥰 firy taona ny zazah anareo de lahy sa vavy 😊
07/07/2026
Inona ilay business nataonao de nidofotra? De mbola nanohy sa kivy de nijanona ? Ndao mba hifampizara traikefa .
Fa ny busness tsy maintsy misy risque fa na enao mahasahy de tafavoaka na hatahotra de ijanona ho mpitazana ny fahombiazan’ny hafa fotsiny eo 😊
Te hanao kanefa matahotra oe sao ho very vola ka ny kely an- tanana indray no ho very ? Misafidiana fournisseur azo antoka . Anio aho dia faly milaza aminareo fa afaka mivarotra en gros izay etana ilainareo rehetra amin’ny vidiny mirary 🥰 aza misalasala mandefa mp . 🥰
06/07/2026
X L 15.000 ariary
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |