Miah

Miah

Share

Photos from Miah's post 04/03/2026

Jogging Ensemble : Rehefa ny kalitao no miteny! ✨
Tsy mila mifidy intsony hoe Style sa Comfort? Efa atambatray ho anao ireo! 💎
✅ Ny mampiavaka azy: Lamba matevina nefa malefaka manasongadina tsara ny bika sady maharitra.
🎨 Loko: Ireo loko kanto sy "Tendance" indrindra.
📏 Taille: Maro azo isafidianana (Misy ny antonona anao tsara).
💰 Vidiny: Mirary nefa "Qualité Supérieure" – Tsy handiso fanantenana!
🚀 Andao ary! Hafatra iray (MP) dia efa anao ny anao.
📦 Livraison: tana (Mandefa any amin'ny faritra ihany koa)

Photos from Miah's post 23/02/2026

AMBOARY NY "STYLE" MANOKANA HO ANAREO! ✨
Te hiseho ho miavaka sy miray hina ve ny fikambananareo 🤝 na ny fianakavianareo 👨‍👩‍👧‍👦?
Jereo kely ireto "modèle" efa vitanay ireto fa tena manaitra! 👇📸
🎨 ENSEMBLE JOGGING PERSONNALISÉ✍️ Arakaraka ny safidinao,aya "Logo" tianareo haseho.
🌟 HO AN'NY REHETRA:
⚽ Ekipa sy Mpanao fanatanjahantena: Asehoy ny tanjaky ny firaisankina!
❤️ Mpifankatia: Jogging "Duo" ho an'ny sary kanto sy miavaka.
💼 Mpiara-miasa & Fikambanana: Hamafiso ny fifandraisana amin'ny alalan'ny fanamiana matihanina.
📩 TONGAVA MP AVY HATRANY! 📩

Photos from Miah's post 15/01/2026

✨ Jogging Ensemble : Confort & Style ✨

Asandratry ny lamba matevina sady malefaka ny bikanao! 💎😍

🎨 Loko: Tendance sy kanto
📏 Taille: Maro azo isafidianana
💰 🔥Vidiny: Mirary nefa kalitao tsara 😱

💬 MP avy hatrany raha hanafatra 📦 Livraison azo atao

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo