Mpatsaka Rano

Mpatsaka Rano

Share

16/10/2025

Salama daholo tompoko.
Efa miverina tanteraka amin'ny asa famatsiana rano izahay eto amin'ny mpatsaka rano. Ny contact tsy niova 038 48 053 98.

Photos from Mpatsaka Rano's post 09/10/2025

Santionany amin'ireo efa vita.
Aza misalasala miantso raha mila rano madio na hameno piscine.
038 48 053 98

08/10/2025

038 48 053 98

06/10/2025

Kanto eri. Efa mankafy zay ny tompony ao, natomboka alakamisy ary nofaranana sabotsy.
Ianao ko raha hameno piscine. Antsoy zahay 038 48 053 98.

06/10/2025

Miverina tsikelikely amin'ny asa izahay. Mankasitraka anao efa mpanjifa hatrany. Ny laharana tsy miova, 038 48 053 98.

03/10/2025

Angaredona piscine.
038 48 053 98.

26/09/2025

🛑 ANNONCE IMPORTANTE 🛑

24/09/2025

Mankasitraka 🙏🙏 ary tongasoa ato anatin'ny pejy Bako Malala, Naina Hugues Ramarovahoaka, Mbolatiana Randriantahina, Eric Andriamihaja, Rhobelson Moraina, Tokiniaina Tsilavina, Precilia Nomena

24/09/2025

Manala fahasahiranana ny Mpatsaka rano. Miandry ao an-trano fotsiny ianao.
Antsoy ny 038 48 053 98.

20/09/2025

Mankasitraka anareo mpanaraka ny pejy! Mayuri Sophia, Erroline Barisolo Andriamanana

18/09/2025

Efa manomboka mameno piscine anie zao eee.
038 48 053 98.

Photos from Mpatsaka Rano's post 18/09/2025

Efa mafana zao ny andro!
Ndao fenoina amin'izay lay piscine e !
038 48 053 98

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Bevalala
Antananarivo
102