Net Build

Net Build

Share

Photos from Net Build's post 01/07/2025

📢 CONVOCATION – AG ORDINAIRE 2025
📅 01 Août 2025 | 📍 ESPACE RAVAKA, Tanjombato

Tous les Géomètres-Experts de la région Analamanga sont convoqués à l’Assemblée Générale Ordinaire de l’Ordre.

👥 Présidée par le Bureau Régional
📩 Confirmation de participation obligatoire

📝 Ordre du jour :
1️⃣ Rapport 2024
2️⃣ PTA & budget 2025
3️⃣ Relations CIRTOPO-GE
4️⃣ Divers

🤝 Votre présence compte pour l’avenir de notre profession !

Le Président Régional Analamanga

08/02/2025

Ny OGEM ANALAMANGA Dia manokatra ho an'ny bé sy ny maro fifaninanana Logo izay hisy loka ho an'izay voasafidy

19/03/2024

Tsara ho fantatra....

📍 NY FANATSATOHAM-BATO (BORNAGE)

✅ TSARA HO FANTATRA
Ny atao hoe fanatsatoham-bato dia fametrahana vato ho hita maso sy ara-dalàna ny faritry ny tany iray.

✅ TANY INONA AVY NO AFAKA ATAO BORNAGE?
- Tany nangatahana tamin’ny fanjakana
- Tany nomena na novidiana tamin’ny olo-tsotra
- Tany nolovaina
- Tany vita kadasitra ka tiana havadika titra
- Tany vita karatany ka tiana havadika titra
- Tany azo avy amin’ny didi-pitsarana satria tsy nomaintisamolaly ny tompony
- Tany efa vita baorina taloha saingy tsy hita ny vato ka mampisalasala ny faritry ny tany

✅ INONA AVY IREO FEPETRA AFAHANA MANAO BORNAGE NY TANY IRAY?
Tsy maintsy efa manana antota-taratasy any amin’ny Sampandraharahan’ny Fananantany na Domaines ka ahitana an’ireto farafahakeliny:
- Taratasy fanirahana hanao tsato-bato
- Sarin’ny tany misy ny faritra ho tsatohina vato

✅ IZA NO TOMPON’ANDRAIKITRA AMIN’NY ASA FANATSATOHAM-BATO?
Ny Sampandraharahan’ny Fandrefesantany na ny Topo no tomponan’andraikitra amin’ny antota-taratasy ary ireo Mpandrefitany Mpahay izay tsy maintsy voasoratra ao anaty lisitry ny Mpandrefitany Mpahay (Tableau de l’Ordre des Géomètres Experts) no manao ny asa fidinana eny an-toerana.

👉 Aza misalalasa ary manantona biraom-panjakana rehefa hikarakara taratasy tany

❌FADIO NY MPANERA ❌
❌IALAO NY KOLIKOLY❌

Want your business to be the top-listed Realtor/realty Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Tana
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 12:00