MR Collection

MR Collection

Share

MR Collection, dirigée par Manoa & Rojo, regroupe Chict Teesh , marque de t-shirts gros 100% coton fabriqués localement à Madagascar, ainsi qu’une sélection d’articles et accessoires importés, alliant qualité, style et accessibilité. 📩 Commandes ouvertes

Photos from MR Collection's post 16/06/2026

✨ Te hanisy 𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 ve ianao ?

Avelao izahay hanatanteraka azy ho anao.

🏢 Orinasa
🏫 Sekoly
👥 Non-Gouvernemental Organisation / Association
🎉 Événement spécial rehetra

✅ Ataonay araka izay ilainao
✅ Impression qualité tsara
✅ Prix de gros ho an’ny commande maro

📩 Mandefasa message dieny izao fa raisina hatrany ny commande !

MR Collection by Chic Teesh — Manome kalitao, manome fahafaham-po.

Photos from MR Collection's post 16/06/2026

✨ JOGGING ZAZAKELY 🤍👶

Ataovy miavaka sy mahafatifaty ny zanakao amin’ity jogging malefaka sy manara-penitra ity! 😍

✅ Lamba malefaka sy mahazo aina
✅ Tsara ho an’ny andavanandro sy ny fivoahana
✅ Mampafana nefa tsy mavesatra
✅ Endrika kanto sy lamaody ho an’ny zazalahy sy zazavavy
✅ Mora sasana ary maharitra

💖 Rehefa mitafy azy ny zanakao dia vao mainka mamiratra ny tsikiny!

🎁 Fanomezana tonga lafatra ho an’ny zanakao na ho an’ny zazakely tianao.

📩 Aza tara fa voafetra ny tahiry! Mifandraisa dieny izao hanafatra. 🛍️👶🤍

15/06/2026

🧥𝐒𝐖𝐄𝐀𝐓 𝐀̀ 𝐂𝐀𝐏𝐔𝐂𝐇𝐄 – 𝐃𝐈𝐒𝐏𝐎𝐍𝐈𝐁𝐋𝐄 𝐌𝐀𝐈𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀𝐍𝐓

Alliez confort et style avec notre sweat à capuche en vrai coton, confectionné dans un tissu jogging de qualité pour un maximum de douceur et de résistance.

✅ Matière : 100 % coton
✅ Tissu jogging confortable et durable
✅ Coupe moderne et polyvalente
✅ Idéal pour un usage quotidien

🎨 4 couleurs disponibles :
🔴 Rouge
🟠grenat
⚪ Blanc
⚫ Noir

📩 Contactez-nous pour connaître les tailles disponibles et passer votre commande.

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Antananarivo