Les savons Rohy

Les savons Rohy

Share

12/09/2025

Faly izahay miarahaba anareo androany πŸ™‚
Ary manasa anareo hizaha ny vokatra ato aminay
Manampy anareo any an-tokantrano πŸ½οΈπŸ§ΌπŸ‘šπŸ‘–
Mora ampiasaina tsara no tsara kalitao
Vita malagasy

Mirary tontolo andro mahafinaritra πŸ‘‹

Photos from Les savons Rohy's post 24/07/2025

Salama daholo

Izahay ato amin'ny Savonnerie Rohy dia manao liquide vaisselle sy savon solide.
πŸ“ Liquide vaisselle : 1L sy 500mL
πŸ“ Savon solide : dΓ©tail et gros

🧼 Mandroatra tsara ,manadio sady mateza !

Mandray commande ary misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra.

Toerana : 67ha Ankasina
Tel : 038 07 312 48

Want your business to be the top-listed Shop in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00