Pascal

Pascal

Share

Photos from Pascal's post 24/03/2026

Tsy voafiko tandroko aomby mena,...

Pascal

24/03/2026

Tadiava mafy ny vola fa, raha mpanam-bola dia mamy hoditra🥰

Pascal

23/03/2026

Na dia tsara vola fa aza mamono olo

Pascal

23/03/2026

Feno rano tsy mik'obagna !

Pascal

23/03/2026

Marina ny hoe tsisy olona tonga lafatra, fa rehefa fantatrao tsy mety, dia aza atao !

Pascal

22/03/2026

Raha miezaka miasa sy manaja asa enao dia tsy maintsy mahazo vokatra tsara !

Pascal

22/03/2026

Aza mandinika ny lasa fa ny ho avy no banjino !

Pascal

22/03/2026

Tsy misy ny tsara raha tsisy ny fitiavana !

Pascal

21/03/2026

Salama aby atsika olombelogno jiaby !
Manankôry aby areo jiaby agny?
Misaotra Zagnahary fao, salama vatagna aman-tsaigny zahay atôy !

Pascal

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo