Riz du Rova
31/12/2023
Et oui, tonga inay izy ity ny 2024. Ary efa manimanitra hantsarana sahady izy izai🤸🎊, c'est encore meilleur qu'hier 💪🧚🦸🧞💃.
Miarahaba, antsika rehetra nahatratra ity taona mahafinaritra ity izahay telo mianaka 🥰.
De mirary ny soa sy ny tsara indrindra.
09/02/2023
Date à retenir 😊.
19/12/2022
Amboaro ny programme o!
Ito no fotoana farany ahitanao mivantana ny produit anay, ahafahan'ny tsirairay manadravaka sy manome tsiro vaovao ny sakafo🍲 mandritry ny fety 🥂.
🛒 Ny 22 sy 23 déc ao amin'ny futsal Andraharo
Misy tolotra anokana hoan'ireo izay Tonga manjifa any an-toerana.😍
Tsy adino iany koa ny fanandramana vary mainty 😋, tsiro tena miavaka.
Tongava maro o ! ☺️
https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=194977126376685&id=100075931964315&mibextid=Nif5oz
Bon Plan Shopping pour les fêtes
Plus de 25 stands, rendez-vous à l’Urban Futsal (Zone Galaxy Andraharo) le Jeudi 22 et Vendredi 23 décembre de 8H à 18H
Habillements / Produits Cosmétiques / Chaussures et Sacs / Des Livres et Bouquins / Bijoux / Vêtements pour enfants / Et cette fois-ci un stand de goûter …
Pour ceux qui veulent participer et exposer durant ces dates, envoyez nous un message privé ou contactez le 032 68 213 66
Venez nombreux l’entrée est gratuite
18/12/2022
Vita izay ny taty @ Adaoro.
Ao Andraharo indray ny fotoanantsika ny 22 sy 23 izao ☺️
Bon Plan Shopping pour les fêtes
Plus de 25 stands, rendez-vous à l’Urban Futsal (Zone Galaxy Andraharo) le Jeudi 22 et Vendredi 23 décembre de 8H à 18H
Habillements / Produits Cosmétiques / Chaussures et Sacs / Des Livres et Bouquins / Bijoux / Vêtements pour enfants / Et cette fois-ci un stand de goûter …
Pour ceux qui veulent participer et exposer durant ces dates, envoyez nous un message privé ou contactez le 032 68 213 66
Venez nombreux l’entrée est gratuite
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 17:00 |
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 10:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 13:30 |