Cours e-Boss Plus

Cours e-Boss Plus

Share

Photos from Cours e-Boss Plus's post 07/10/2024

MASTER CLASS CONFERENCE
(TSY MITAKY DIPLOMA-TSY MIFIDY TAONA)

THEME: “MBA HO MPANDRESY-MPAMOKATRA FAHOMBIAZANA -VAHAOLANA-ELATRA-”
HIFEHEZANA “MODULES” MIISA 06 :
1. LEADERSHIP,
2. GESTION MANAGEMENT,
3. CULTURE ENTREPENEURIALE. ( Pour devenir homme d’affaires ou entrepreneur)
4. EDUCATION FINANCIERE,
5. TECHNIQUES D’INFLUENCE,
6. COACHING EN DEVELOPPEMENT PERSONNEL ET PROFESSIONNEL

MPAMPIOFANA : Coach Ikigai FABIEN Kintana Mamiratra
DOCTEUR EN GESTION, PROFESSEUR D’UNIVERSITE, FORMATEUR EN LEADERSHIP, MOTIVATEUR, EDUCATEUR D’ENTREPRENEUR, GRAND CORPS DE L’ETAT sortant de l’E.N.AM., COACH PRO. IKIGAI INTERNATIONAL
(28 TAONA NAMPIOFANANA)

TANJONA LEHIBE
HANAMPY ny OLOMPIRENENA LIAM-PANDROSOANA sy LIAM-PIVOARANA
Voalohany: Hanana toetsaina mpandresy sy ho mpandresy.
Faharoa: Handray an-tànana 100% ny fiainany sy ny ho aviny .
Fahatelo: Hanatanteraka ny nofinofiny.
Fahaefatra: Ho lasa MPITANTANA, MPITARIKA ary MPANDRAHARAHA matihanina sy miavaka ary mahomby.
Fahadimy: Hanana fahaleovan-tena ara-bola.
Fahaenina: Hanana fiainana: MIRINDRA na MILAMINA “HARMONIEUX”, LAVORARY na TOMOMBANA “ PARFAIT”, FENO FIADANANA “ PAIX, SECURITE , BONHEUR.”

FOTOANA: ALAHADY 13 OKTOBRA 2024 amin’ny 01 Ora-05 Ora hariva (13h-17h)
TOERAM-PIOFANANA: SALLE- e-Boss Plus-MAHASINA -ANTANANARIVO
SARAM-PIOFANANA sy DROIT D’ATTESTATION: 10.000 Ariary ( Raisina @ andron’ny fiofanana)
(ATTESTATION azo eo noho eo)

FANAMARIHANA:
Efa azo JIFAINA:
1. BOKY VOLAMENA mirakitra “PAIKADY HO ENTINA MITRANDRAKA SY MAMPIROBOROBO LOHARANOM-BOLA MARO.”
Version Pdf: 6.000 Ariary ( Alefa WhatsApp na MP na e-Mail)
Version papier: 5.000 Ariary ( Andron’ny fampiofanana)

2. BOKY MASTERCLASS : Techniques d’influence, Culture entrepreneuriale, Leadership, Gestion Management, Education financière, Coaching en business, en développement Personnel, en développement Professionnel (Version Pdf) : 10.000 Ariary. ( Alefa WhatsApp na MP na e-Mail)

MPANORATRA : Coach Ikigai Fabien Kintana Mamiratra
BOKY @ TENY MALAGASY
Fanazavana fanampiny : Message privé na SMS na miantso : 034 02 094 53.
« FITAHIANA HO ANAO NO ANTOM-PISIANAY.» Coach Ikigai FABIEN

12/09/2024

"DIEU donne ses plus DURS COMBATS à ses PLUS FORTS SOLDATS. Cela veut dire que si tu traverses des moments vraiment difficiles. C'est parce que tu as la force de les affronter.
Quand la vie te semble compliqué. Quand les gens te critiquent ou que tu doutes de toi. Rappel- toi que c'est une façon de montrer combien TU ES FORT." Coach Fabien Kintana Mamiratra.

02/09/2024

FORMATION en LEADERSHIP et MENTORAT ENTREPRENEURIAL
FAMPIOFANANA LEHIBE @ FITENY MALAGASY
MIKASIKA
CULTURE ENTREPRENEURIALE
(TSY MITAKY DIPLOMA)
IFEHEZANA “MODULES” 7:
1. LEADERSHIP na HAITARIKA
2. MANAGEMENT d’EQUIPE na HAIFITANTANANA
3. TECHNIQUES D’INFLUENCE et DE MOTIVATION A LA REUSSITE
4. COACHING EN DEVELOPPEMENT PERSONNEL ET PROFESSIONNEL
5. STRATEGIES ENTREPRENEURIALES POUR GENERER DES AFFAIRES
6. INGENERIE D’AFFAIRES et MARKETING DE COMBAT
7. EDUCATION FINANCIERE.

FAMPIOFANANA NATOKANA HO AN’NY SOKAJIN’OLONA:
1- Te hanana TOETSAINA MPANDRESY « ESPRIT DU GUERRIER »,
2- Te hanana TOETSAINA MPANDRAHARAHA MATIHANINA sy MAHOMBY,
3- Te hanatsara ny SEHATRY NY FITARIHANA « LEADERSHIP » na te-ho MPITARIKA MAHATOKY sy MAHATEHOTIA « LEADER CONFIANT et CHARISMATIQUE”,
4- Te HAHOMBY eo @ sehatry ny FITANTANANA FIKAMBANANA sy ORINASA «BON MANAGER »,
5- Te ho TO-TENY sy ho MODELY ary HAHATAONA OLONA HANARAKA NY HEVINY “INFLUENCEUR”,
6- Te ho KINTANA MAMIRATRA “ELITE” eo amin’ny sehatry ny FIANARANA sy ny FIOFANANA,
7- Te hanana FIAINANA MIRINDRA sy LAVORARY ary FENO FIADANANA.

MPAMPIOFANA : Coach FABIEN Kintana Mamiratra
FORMATEUR, MOTIVATEUR, EDUCATEUR D’ENTREPRENEUR et COACH PROFESSIONNEL
(28 taona nampiofanana)

FOTOANA: ALAHADY 08 SEPTEMBRA 2024
ORA AZO ISAFIDIANANA: Maraina (08h-12h) / Hariva (13h-17h)
TOERAM-PIOFANANA: Salle Cours des Grands e-Boss Plus-MAHAMASINA
(Eo ampitan’ny vavahady be : Kianja BAREA)

SARAM-PIOFANANA ”Investissement intellectuel”: 10.000 Ariary (RAISINA @ FOTOAM-PIOFANANA)
ATTESTATION azo eo noho eo

« FITAHIANA HO ANAO NO ANTOM-PISIANAY.» Coach FABIEN Kintana Mamiratra

FISORATANA ANARANA sy FANAZAVANA FANAMPINY:
MP na SMS na ANTSO :034 02 094 53/ 033 82 527 53
VOAFETRA NY TOERANA.
EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

LotAB393/I Ambohimamory
Antananarivo
102