MAMY Ran
๐ฏ Tsy mampaninona anao ny manaraka ity pejy ity MAMY Ran
satria ahitanao astuces maro isan'andro ary zavatra mety hanampy sy hampifaly anao
WhatsApp : 261 34 48 198 89
04/01/2026
๐๐๐ข๐ค๐๐๐ฒ ๐๐ ๐ก๐๐ง๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ค๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ค
Ao anatinโny tontolon'ny fifandraisana izay mivoatra hatrany isika, dia lasa mahazatra ny miara-miasa aminโolona avy aminโny kolontsaina samihafa. Na izany aza, ireo fahasamihafana ara-kolontsaina ireo dia mety hiteraka tsy fifankahazoana sy hanasarotra ny fifandraisana indraindray. ๐ฃ๏ธ๐ก
๐ ๐ฐ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐ 12 ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐
๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐! ๐
๐
1. ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ปโ๐ถ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐
Ny fahafantarana ny soatoavina sy ny fomban-drazany dia manampy hisorohana ny tsy fifankahazoana ary mampiseho fanajana.
2. ๐ ๐ถ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐ผ๐ฎ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ, ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐
Henoy tsara izy ireo nefa aza tapahina ihany koa raha mbola miteny , ary avereno aminโny teny hafa izay azonao mba hanamafisana ny fahazoanao.
3. ๐ ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎฬ ๐ณ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ ๐๐๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฃ๏ธ
Fadio ny fiteny sarotra na ireo fiteny manokana loatra aminโny kolontsainao ihany.
4. ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ถ๐๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ โณ
Ekeo fa misy fahasamihafana mila fotoana vao afaka takarina sy ekena.
5. ๐๐ถ๐ป๐ถ๐ผ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐
Samy manana ny famantarana aram-pihetsika azy ny kolontsaina tsirairay, ka ilaina ny mianatra mamantatra izany.
6. ๐ ๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ โ
Amporisihina ny resaka aminโny fanontaniana manasa azy ireo hanazava ny fomba fijeriny.
7. ๐๐บ๐ฝ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐
Misy kolontsaina tia mivantana, fa misy kosa mankasitraka ny fomba malefaka sy an-kolaka.
8. ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ท๐ฎฬ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ผฬ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐ธ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ค
Ataovy izay hahafahanโny tsirairay maneho hevitra malalaka, ao anatinโny fifanajana.
9. ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐๐ถ๐๐ถ๐๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐ถ๐ปโ๐ถ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ๐
Na ezaka kely aza aminโny fiteny, dia afaka manamafy ny fifandraisana.
10. ๐๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฒ๐น๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐คฏ
Diniho ny fitsaranao sy ny fiheveranao ara-kolontsaina mba hahafahanao mandresy izany.
11. ๐๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ธ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ท๐ถ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป ๐ป
Ny fitaovana toy ny fandika- teny dia afaka manampy hisorohana ny tsy fifankahazoana.
12. ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ธ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐
Mandraisa anjara aminโny fiofanana na mifampizara traikefa aminโireo efa zatra aminโizany.
๐ฏ Rehefa ampiharina ireo paikady ireo, dia hihatsara ny fifandraisanao ary ho afaka hanangana fifandraisana matanjaka aminโny olona avy aminโny kolontsaina rehetra ianao.
Ny fifandraisana ara-kolontsaina dia hery lehibe hahombiazana ao anatinโny tontolo maneran-tany!
โจ ๐๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐๐จ๐ค๐ ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐ฉ๐ฎ ๐ก๐๐๐๐ฉ๐จ๐ค๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ฉ๐ฎ :
1๏ธโฃ ๐ผ๐ง๐๐๐ค ๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฅ๐๐๐ฎ MAMY Ran ๐๐๐๐๐ฏ๐ค๐๐ฃ๐ ๐ซ๐ค๐ฉ๐ค๐๐ฉ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐๐๐จ๐ค๐ ๐ ๐ค๐ ๐ค๐.
2๏ธโฃ ๐๐ข๐๐ค ๐ก๐๐ ๐ ๐ฃ๐ ๐ง๐ฬ๐๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐๐ง๐ฎ ๐ฏ๐๐ง๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ ๐ข๐๐ง๐ค ๐๐ง๐๐ ๐ ๐๐ฏ๐๐ฎ ๐ฉ๐ง๐๐ฉ๐ง๐. ๐ชโจ
01/01/2026
๐
๐จ๐ฆ๐๐ ๐
๐๐ง๐๐จ ๐๐ ๐๐ข๐ญ๐จ๐ง๐๐ซ๐ ๐
๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฆ๐ข๐ก๐๐๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ
๐ญ๐๐จ๐ง๐ ๐๐๐๐
(๐๐ณ๐บ ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ป๐ฐ๐ต๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฎ๐ฐ๐ณ๐ข ๐ฌ๐ช๐ท๐บ)
Ny taom-baovao dia tsy manova na inona na inonaโฆ
raha tsy ianao no manova zavatra.
Isan-taona, maro no manomboka aminโny finiavana tsara.
Saingy rehefa tonga ny faranโny volana Janoary, dia maro no efa nijanona.
๐ Fa maninona?
Satria ny fahombiazana aminโny 2026 dia tsy miankina aminโny vintana,
tsy aminโny fanapahan-kevitra fotsiny,
fa aminโizay ataonao rehefa mihena ny motivation.
๐ Ny tena maha samy hafa dia avy aminโny fahazarana tsotra,
averimberina isanโandro, tsy dia hita masoโฆ
nefa tena mahery vaika.
Ireto ร ry ny fomba fanao 12 lehibe tokony horaisinao dieny izao,
mba hahatonga ny 2026 ho taona tena manova fiainana ho anao.
๐ Fomba Fanao 12 Mitondra Fahasamihafana aminโity 2026 ity
1. ๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐จ๐๐๐ฅ๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ค๐ฉ๐๐ซ๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ
Miovaova ny motivation. Ny discipline no manorina fahombiazana.
Ataovy izay tokony hatao, na dia tsy mazoto aza.
2. ๐๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ค๐๐ ๐ ๐๐ก๐ฎ, ๐๐ ๐๐ฉ๐๐ค๐ซ๐ฎ ๐๐จ๐๐ฃโ๐๐ฃ๐๐ง๐ค
๐๐ฎ ๐๐๐๐ค๐ข๐๐๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ซ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐ข๐๐๐๐ฃ๐๐ ๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฅ๐๐ ๐.
Ny fahombiazana lehibe dia avy aminโny fihetsika madinika tsy tapaka.
๐ Ny faharetana no mandresy ny herim-po tampoka.
3. ๐๐๐๐๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐ฬ ๐๐ฏ๐๐ฎ ๐ข๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐ข๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐ฃ๐๐ค
Isaky ny manao โenyโ tsy ilaina ianao,
dia manao โtsiaโ aminโny tanjonao.
4. ๐ผ๐ง๐ค๐ซ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐๐ฃ๐๐ค
Tabataba kely kokoa, fampitahana kely kokoa, fifantohana bebe kokoa.
๐ Harena ny sainao sy ny fifantohanao.
5. ๐๐๐๐จ๐ค 100% ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ฉ๐ง๐๐ค
Aminโny 2026, avelao ny fialan-tsiny.
๐ Izay tsy miova, dia izay ekenao hijanona.
6. ๐ผ๐ซ๐๐๐๐๐ค ๐๐ค ๐ก๐๐จ๐ค๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐๐๐ค๐ข๐๐๐๐ฏ๐๐ฃ๐
Ny mpandresy mandinika. Ny hafa kosa miala.
๐ Tsy fahavalo ny fahadisoana.
7. ๐ฟ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐ฃ๐๐ค, ๐๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ค๐๐๐ฃ๐๐ค ๐๐ค๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐ฎ
Ny tanjona tsy misy drafitra dia faniriana ihany.
8- ๐๐๐๐๐๐๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐ฏ๐ค ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐ง๐ฎ ๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ซ๐๐ก๐๐ฉ๐ง๐
Ny fitomboana dia midika:
๐ manaiky ho tsy mahay aloha, vao lasa mahay.
9. ๐๐๐ฃ๐ค๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ ๐ข๐๐ข๐ฅ๐๐๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ฃ๐๐ค
Ny tontolo iainanao no mamolavola ny hoavinao
mihoatra noho ny herinโny sitraponao
10. ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐จ๐ ๐ซ๐ค๐ก๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐ก๐ค๐๐
Fahaiza-manao, fahasalamana, fahazavan-tsaina
๐ ireo no fampiasam-bola maharitra indrindra.
11. ๐๐๐ฃ๐ฬ๐ฃ๐ ๐๐๐๐๐ง๐๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ข-๐ฅ๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐
๐๐๐ฉ๐๐ ๐ฎ ๐๐ค๐ฉ๐ค๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐.
Mitaky fotoana ny vokatra.
๐ Ny fialana aloha loatra no tena lafo vidy.
12. ๐๐๐ฃ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฃ๐๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ค
Isaky ny mitazona ny fampanantenanao ianao,
dia manamafy ny maha-ianao anao.
Isaky ny mandika izany, dia mampihena azy.
๐ Tsy ho tampoka ny fahombiazana aminโny 2026.
Ho tsikelikely izy io.
๐ Tsy ny mahay kokoa no mpandresy,
fa ny maharitra kokoa.
Raiso dieny izao ireo fahazarana ireo,
ary afaka herintaona,
tsy hanontany intsony ianao hoe: โary raha mbaโฆโ
fa hiteny hoe: โnaharitra aho.โ
โจ ๐ฅ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ถ๐๐ ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐๐ผ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐๐ :
๐ ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ผ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ MAMY Ran
๐ ๐ข๐บ๐ฒ๐ผ ๐น๐ถ๐ธ๐ฒ ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ
๐ค ๐ญ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ฒ ๐ต๐ฎ๐ต๐ผ๐บ๐ฏ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐ถ๐๐
29/12/2025
๐๐๐ฏ๐-๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ง๐ญ๐ข๐๐ข๐ค๐ ๐๐ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ญ๐๐ง๐๐จ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ก๐๐ก๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐ง๐๐จ ๐๐ซ๐ฒ ๐ก๐๐ฆ๐ฉ๐๐ก๐๐๐๐ง๐ญ๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐๐จ ๐๐๐๐ ๐ค๐จ๐ค๐จ๐ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐๐ง๐๐จ
Mipetraka ao anatinโny vatanao ianao hatraminโizayโฆ fa tena fantatrao ve izy ?
Miomร na (re)dรฉcouvrir anโity machine incroyable mitondra anao isanโandro ity.
๐ Izay hovakinao eto dia hahatonga anao hilaza hoe : โTena marina ve izany ?!โ
๐ฉ 1. ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐.
Tsy vazivazy izany ! Ny sary raisinโny maso dia image inversรฉe. Ny cerveau no mandamina azy ho ara-dalร na. Mahagaga e !
๐ฉ 2 .๐ป๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐.
Ny sueur dia tsy misy fofona aminโny fotony. Fa ny bactรฉries eo amboninโny hoditra no manova ilay rano kelyโฆ ho lasa fofona mahery.
๐ฉ 3. ๐น๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐.
Mikatona tanteraka ny odorat mandritra ny torimaso. Fomba iray ampitsaharanโny atidoha ny enta-mavesatra ara-pahatsapana (surcharge sensorielle).
๐ฉ 4. ๐ต๐ ๐๐๐๐๐ฬ๐-๐โ๐๐ ๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
Izy irery no ampahany aminโny vatana miasa sans irrigation sanguine directe. Ny ranomaso sy ny hamandoana manodidina no mamelona azy.
๐ฉ 5. ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐.
Ara-statistique, mahery kokoa ny odorat-nโizy ireo ary maranitra kokoa ny toucher noho ny anโny lehilahy. Vokatry ny รฉvolution izany.
๐ฉ 6. ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ฬ๐๐๐๐๐ ๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐
Mahafantatra sy mampifandray aminโny fahatsiarovana hatraminโny 50 000 odeurs ny orona. Tena dรฉtective sentimental mihitsy izy.
๐ฉ 7. ๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐.
Eritrereto hoe 96 000 km ny halavanโny vaisseaux sanguins ao anatinao ! Mihoatra ny indroa manodidina anโizao tontolo izao ๐
๐ฉ 8. ๐ต๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
Mihoatra ny antsasaky ny os rehetra ao aminโny vatana no ao aminy. Izany no maha-zava-dehibe azy aminโny รฉquilibre, motricitรฉ ary coordination.
๐ฉ 9. ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐.
๐ 29 clignements isa-minitra rehefa miteny, fa 4 monja rehefa mamaky. Manitsy ny fifantohana araka ny toe-javatra ny atidoha.
๐ฉ 10. ๐ต๐ ๐๐๐ (๐๐ ๐๐๐๐), ๐๐๐๐๐-๐๐ฬ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
Miantoka asa mihoatra ny 500 fonctions vitales izy ! Manomboka aminโny dรฉtoxification ka hatraminโny stockage dโรฉnergie, izy no centre de gestion biologique-nao.
๐ฉ 11. ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐.
Manana systรจme รฉlectrique-ny manokana izy, ka afaka mikapoka na dia ivelanโny vatana aza. Tsy hozatra fotsiny izy fa moteur autonome.
๐ฉ 12. ๐ณ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐.
Lehibe kokoa izy noho ny havia ary mitahiry rivotra betsaka kokoa. Adaptation anatomique izany mba hanomezana toerana ny fo.
Miaina ao anatinโny vatantsika isika nefa tsy tena mahatakatra azy.
Izany tsy fahalalana izany dia mety hampanalavitra antsika aminโny bien-รชtre sy ny potentiel ananantsika.
Rehefa mianatra ny tsiambaratelony isika, dia miverina mifehy ny vitalitรฉ sy ny respect personnel.
๐ ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ข๐ต๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ = ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ฆ๐ฉ๐บ ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข ๐ฌ๐ฐ๐ฌ๐ฐ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏ๐จ๐ฐ๐ท๐ฐ๐ฐ, ๐ฏ๐บ ๐ด๐ต๐ณ๐ฆ๐ด๐ด, ๐ฏ๐บ ๐ด๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ฐ ๐ข๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ฉ๐ฆ๐ต๐ด๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ฐ๐ฏ๐ข๐ฐ.
โจ ๐๐๐๐ ๐ฉ๐๐๐ฃ๐๐ค ๐๐ฉ๐ฎ ๐ฅ๐ค๐จ๐ฉ ๐๐ฉ๐ฎ :
1๏ธโฃ ๐ผ๐ง๐๐๐ค ๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฅ๐๐๐ฎ MAMY Ran ๐๐๐๐๐ฏ๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐ค๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ช๐จ ๐ข๐๐๐๐ก๐๐๐ฃ๐
2๏ธโฃ ๐๐ข๐๐ค ๐ซ๐ค๐ฉ๐ ๐ฅ๐ค๐จ๐๐ฉ๐๐ ๐๐ง๐ฎ ๐ฏ๐๐ง๐๐ฏ๐๐ง๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐ค๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐ค : ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฉ๐จ๐๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐๐ง๐๐ฎ ! ๐ฌ
Nafinaritra ve ny fetinareo tao?
sa nanahoana
Manaova fety sambatra daholo ee๐๐ฅณ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
102