HUIOS
We train, activate, and propel sons toward their divine destiny.
#ARoyalPriesthood #ThereIsFireHere #ArmyOfGod
01/06/2026
Tahaka ny liona mamitsaka ianao io,,,
Mandrapaka raha taitra 🔥
Fantatr' Andriamanitra ilay zavatra goavana any anatinao,,,
Indraindray misy zavatra mafy sasany avelany hitranga mba hanairana kely anao ❗
Aza raisina ho problème avokoa ny zavatra rehetra ,,
Misy amin'ireny programan'Andriamanitra mihitsy entiny mamoha ilay liona matory ao anatinao 🔥
Tsy mamono anao io fa manaitra anao fotsiny ❗🔥
Tadidio fa ianao dia olona voatahy ary tsy azo asiana ratsy ,,,
Mahery tahaka ny ombimanga ianao ary masiaka tahaka ny liom-bavy.❤🔥
Tsy hisy izay tsy ho azonao izay rehetra irianao 😊
Izay mino ihany no hahita ny fahatanterahan'izany
01/06/2026
FIAINANA HO ANAO AMIN’ITY VOLANA ITY
TSY HO FATY IANAO — fa ho VELONA
Tsy ho foana ny fanantenanao
Tsy ho faty ny fiainam-panahinao
Tsy ho rava ny tokatranonao
Tsy hitotongana ny asanao
Tsy ho faty ianao ⚡️
Mitsangàna ! Miambena!
Ary mieròna tahaka ny LIONA🔥
Tsy hifaly ny aminao ny fahavalonao.
Ny voninahitr’i Jehovah no hiseho eo aminao.