T.N. Firm

T.N. Firm

Share

26/01/2025

Ce soir mes amis 🙏

IO RATRA ARA-PIHETSEMPO IO NO MAHATONGA ANAO TSY AFAKA MANDROSO MIHITSY!

MIHEZAKA MIARINA ENAO FA LAVO FOANA VAO TAFARINA!

Mila fantatra,
Mila hay,
Mila fehezina,
Ary Mila tsaboina ny RATRA ARA-PIHETSEMPO (blessure Émotionnelle)✍️

Travail sur SOI an'isany Tokony ataon'ny olombelona tsirairay....fa rehefa sitrana io dia toy ny nisy vato be nibahana nalana teo ⭐✨

Travail sur SOI satria, izahay manome fahalalana fa anjaranao ny manatanteraka.

Efa maimaimpoana ny Fahalalana eto ✍️
Ka mahaiza MANARATAOTRA tompoko 👌

Live @26 Janvier 2025 izao 🧲🏆
Ampandreneso ny rehetra 🔥
Live eto .

"Izay Ataoko, mety daholo"

24/01/2025

Si la nécessité est la mère de l'invention, le mécontentement est le père du progrès.

Mahaiza mankasitraka,
Manana tanjona,
Fa mikatsaha ny tsara Koakoa foana isan'andro isan'andro 💪

Mahaiza mankasitraka rehefa misy tanjona tratra fa mametraha Tanjona vaovao foana aorin'izay 😉

Ny olona TE HAHITA vokatra vaovao foana no olona tia miasa indrindra 🕛💸
Ary ny Olona tia miasa indrindra no olona mahatsapa fahasambarana goavana ✍️

Plus de faim,
Plus d'actions,
Plus d'accompagnement,
Plus de succès 😊

" Izay ataoko, mety daholo"

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Analakely?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

ANALAKELY
Analakely
101