SMART A.E

SMART A.E

Share

28/02/2026

Misy hatrany ny fiofanana PHS

Photos from SMART A.E's post 13/02/2026

Reconnaissance de terrain pour l'installation de tanks PHS
👉 Atsimondrano

03/02/2026

ANDEHA HOJERENTSIKA INDRAY HOE INONA NY ASAN'NY ANANAMBO AMIN'NY PHS?

27/01/2026

Efa manomboka tazana misehatra @ asa ny tanora Malagasy 😍

17/01/2026

=_GRAND_RENDEMENTS
“Transformez un petit espace en source de revenus grâce à la pisciculture hors sol.”

ANDAO INDRAY ARY !
ATRIKASA 2eme vague PHS indray ity .

🔥 Te-hanomboka fiompiana trondro nefa tsy manana dobo na tany lehibe ?
👉 Ndao hiompy Trondro amin’ny Pisciculture Hors Sol (PHS)
Fiofanana théorie + pratique, natao ho an’ny vao manomboka sy izay te hanatsara fahaizana.

📅 Daty : Samedi 24 Janvier 2026
📍 Toerana : Espace By Pass

✅ Teknka maoderina
✅ Fitaovana ilaina
✅ Fitantanana rano sy sakafo
✅ Fomba hahazoana tombony

📄 DESCRIPTION COURTE
Petit espace, grand rendement. Asa maharitra sy azo tanterahina.








💰Tarif promotionnel – place limitée”

👉 S’inscrire maintenant
📩 Mifandraisa aminay amin’ny Inbox raha te hisoratra anarana
Contact:0342717392

Want your restaurant to be the top-listed Restaurant in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address

Antananarivo