SIPF
20/01/2026
Locomotive BB 227 du Chemins de Fer Malagasy.
Sary voalohany ambony : Fampisehoana ny locomotive diesel-électrique 1200 chevaux faha fito tamin'ireo BB Alsthom série n°220 (BB 227) ho an'ny lalamby Malagasy, teo ivelan'ny usine Belfort France ny taona 1975, tahirin-tsarin'i Nadine Ramaroson Alain Rajaonarivony.
Sary faharoa havia : BB 227 teo amin'ny dépôt Moramanga ny 19 janvier 1994 taorian'ny loza nihatra tamin'ny "convoi de chrome" nentiny tany Lohariandava, vokatry ny haratsin'ny andro dia tsy maintsy nijanona ny train, nikija mafy ny orana ka vontondrano ireo chrome tao anaty wagons ary nihanavesatra ny lanjany, rehefa nijanona ny orana dia lasa ny train saingy tsy voatazon'ny systèmes de freinage an'ny BB 227 intsony ny vesatr'ireo wagons nentiny sady nalama ny lalamby ka nitranga ny loza, ny extremité n°2 nisy ny cabine de conducteur no tany aloha sy nidona mafy ka namoizana ny mpanamory tamin'izany.
Isaorana manokana Velo Razanamparany sy ny fianakaviany nanome ny sary sy nitantara ambangovangony ny zava-nitranga tamin'izany fotoana izany.
Sary fahatelo havanana : Capôt sy chassis an'ny BB 227 teo ambony wagon plat tao amin'ny dépôt Antananarivo ny 19 octobre 1997, tahirin-tsary nalaina tamin'ny The Transport Treasury.
10/07/2025
A l’occasion de la 17ème journée mondiale de prise de conscience des dangers des passages à niveau instaurée par l’Union Internationale des Chemins de fer (UIC), la Société Ivoirienne de gestion du Patrimoine Ferroviaire (SIPF) et la Société internationale de Transport africain par Rail (SITARAIL), en collaboration avec l’Office de la Sécurité routière (OSER), ont mené, le jeudi 12 juin 2025, une campagne de sensibilisation auprès des usagers des passages à niveau (croisement entre la route et la voie ferrée) et des populations riveraines de Férkéssédougou sur les règles de sécurité à observer aux franchissements des voies ferrées. Le thème de la conférence de lancement de l’ILCAD 2025 sera « Aider les gens à prendre de bonnes décisions » avec le slogan « Des décisions sûres – à chaque fois »
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.
Contacter l’organisation
Téléphone
Site Web
Adresse
16BP1415ABIDJAN16