Sampati FJKM Quebec

Sampati FJKM Quebec

Share

Miandraikitra amin'ny fampivelarana feno ny ankizivavy sy ankizilahy, ny zatovovavy sy zatovolahy ao anatin'ny sampana ho tonga Vavolombelon'i Jesoa Kristy, Olom-pirenena vanona ary Andrin'y fianakaviana.

06/13/2026

Araky ny efa nolazaina antsika dia hanatanteraka ny AG isika ny sabotsy 13 jiona aho avy izao

Toy izao ny fandaharam-potoana :
14h-16h30 mivory toy ny mahazatra ny ankizy
16h30-18h: AG hiarahana aminโ€™ny Ray aman-dReny rehetra

Ho dinihina mandritra izany ny tohinโ€™ny fiainanโ€™ny fikambanana, ary Indrindra ny fanomanana ny LASY Lehibe

Koa manentana ny fahatongavatsika rehetra !!

Toerana efa voalaza etsy ambony

05/06/2026

๐Ÿ“ฃ๐’๐š๐ก๐š๐ง'๐š๐ฌ๐š ๐Ÿ— ๐ฆ๐ž๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”

Ho avy indray ny fivoriantsika manaraka :
๐Ÿ“… Daty : 9 mey 2026
๐Ÿ“ Toerana : Base de plein air Ste-Foy (cรดtรฉ terrain de volley-ball)
๐Ÿ“Œ 3137 Rue Laberge, Quรฉbec, QC G1X 4B5

Manantena ny fahatongavan'ise !
Aza hadino ny fitaovana๐ŸŽ’

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Quebec?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Quebec, QC