Affiliate couture

Affiliate couture

Share

Photos from Affiliate couture's post 05/02/2026

arrivage tsara be💥
tee-shirt qualité importe
prix 15000ar
mp

12/12/2025

LALAO AN-DALAM-BE surprise 🎉 - 1.000.000 Ar be izao 🤩

Manan-kery hatramin'ny KRISMASY ity lalao iarahanareo aminay ity an❗

➡️ Afaka vidianay eo no eo izay tianao na Akanjo krismasy na akoho sy gana hanaovana laoka amin'ny krismasy na kilalao ho an'ny zanaka amin'ny fety 😍
➡️ Afaka misafidy LELAVOLA koa anefa ianao raha izay no tianao💰
➡️ Raha fans tsy maintsy mahazo bonus foana toy ny mahazatra

⚠️ Eny tompoko ❗ tanterahanay ny nofinofinareo mandritra ny noely 🎄🎅- FIZARANA be miaraka amin'ny Valin-tsoa 😍

Fanontaniana farak'izay mora no apetrakay ary ho an'izay mahavaly dia MAHAZO avy hatrany 🎉

❗Tsotra Kely nefa ny fepetra : abonné amin'ny pejy Valin-Tsoa fotsiny ianao 💰

'Ndao indray ary hilalao miaraka amin'ny Valin-tsoa e! 😍

Am-pitiavana be hatrany tompoko !

N.B. ho avy ihany koa ny fizarana ho an'ireo tsy manan-kialofana sy sahirana ary ny any amin'ny hopitaly fa ezahanay mba samy hisitraka daholo fa asesinay miandalana eo tompoko ❤️

20/11/2025

😂😂😂

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ambodivona
Antananarivo
101