Ravinala English Language Training

Ravinala English Language Training

Share

Tongasoa ny rehetra te hianatra sy hanatsara ny fahaizany miteny Anglisy.

07/09/2026

07/09/2026

Online - Classes: mampiasa WhatsApp na Google Meet

07/08/2026

📚 Cours Anglisy – 25.000 Ariary isam-bolana

💰 Sarany: 25.000 Ariary isam-bolana.

🟢 Beginner
🗓️ Latsinainy na Alarobia na Zoma na Alahady
🕢 7:15 – 8:45 hariva (Conversation)

🔵 Upper Level
🗓️ Talata na Alakamisy na Sabotsy
🕗 8:00 – 9:30 hariva (Conversation)

🎓 Tafiditra ao anatin’ny cours:
✅ Lesona rehetra misy fanazavana amin’ny teny Malagasy
✅ Pronunciation (fanononana teny)
✅ Exercises
✅ Group conversation
✅ Écrit sy écoute
✅ Live class lesona 5–6 isaky ny Alahady
✅ Videos
✅ Recordings ho an’ny listening

Tongava mianatra miaraka aminay ary ampitomboy ny fahaizanao miteny Anglisy. Tongasoa ianao!

TikTok · Ravinala English 07/08/2026

Mahasoa anao ity

TikTok · Ravinala English

Photos from Ravinala English Language Training 's post 07/07/2026

Te hianatra miaraka aminay ve ianao.
Ireo ny details.
Aza ela fa atomboy zao ny fanomanana ny ho avy. Mampitombo lanja ny maha izy ihany koa ny fahafehezana langue sady mampivelatra ny maha olona. Maro ny opportunity azo rehefa mahafehy langue ianao.
Ndao ary e
Mampianatra ny olona rehetra izahay

07/07/2026

07/06/2026

Ndao hianatra Anglisy ato aminay. Aingana, Tsotra , mampahay. En ligne

07/06/2026

07/05/2026

Director’s Discussion of RAVINALA’s mission !!

Want your school to be the top-listed School/college in Nanaimo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

PO Box 91, Nanaimo PO A
Nanaimo, BC
V9R5K4