IartLanto

IartLanto

Teilen

11/05/2026

🧵✨ Point de riz ✨🧵

Nisy nangataka izy ity dia ndao ary iarahantsika mianatra indray e 🥰

Point décoratif izy ity 🥰
ny point no fototra
Manasa anao ijery ilay video efa épinglé ato raha vao hianatra maille serrée fa efa ao izay ô.

✅️fampatsiahivina kely ireo fanafohezan-teny izay ampiasaina aty crochet
🧶ml: maille en l'aire
🧶ms : maille serrée

Ndao ary harao tsara ny fanazavana ao anaty sary eee.
Tinareo ve ity point ity sa tsia? 🥰🥰🥰
Partageo any namana tia crochet ary e ✅️

09/05/2026

Efa samy tratra an'ity daholo ngamba eee🤣🤣🤣

Dia ny afarany mamaha 🤭🤭😆.

Fa tintsika faona ny crochet ❤️

05/05/2026

🧵✨ CROCHET : ireo hadisoana 5 mila tandremana rehefa manao crochet

Na débutante ianao na efa passionnée , ireto hadisoana kely ireto dia mety hanova tanteraka ny vokatra hazonao amin'ny asa crochet 😍👇
❌ 1. Ny fihovahovan'ny fomba fisitomana ny fil
Sitona miovaova = akanjo tsy tsara rafitra 😥
👉 tazomy hitovy hatrany ny fomba fanenjananao ny fil.
❌ 2. Manamaivana ny echantillon (gauge)
Betsaka ny mandinangana sy tsy miraharaha ny echantillon fa avy eo nefa kivy be rehefa tratra tsy maintsy mamaha 😅
👉 L’échantillon dia manampy azahoana ny habeny tena tsara amin'ny farany.
❌ 3. Misafidy taille crochet tsy mifanaraka amin'ny fil
Lehibe loatra na kely loatra = miantoka ny fivokan'ny asa
👉 hamarino tsara faona ny torolalana mipetaka amin'ny etiquette ny pelote
❌ 4. Tsy manisa ny maille
Hadisoana maille 1 monja dia mety handiso tanteraka ny asa😬
👉 isao matetika ny maille na mampiasa marquage de rang!
❌ 5. Te havita asa haingana
Ny crochet dia mitaky faharetana sy fitiavana 💕

💬 ary ianao ? Inona hadisoana matetika mpahazo anao rehefa manao crochet ?
Zarao ao amin'ny commentaire ny experience anao fa mety hanampy ny hafa 👇👇👇
📌 aza adino ny 👍,mi commenter 💬 ar mi partager 🔄 ity fizarana ity any amin'ireo namana passionnées de crochet 🧶✨

04/05/2026

🧵✨ Point d’ananas ✨🧵

Point décoratif tsotra indrindra izy ity 🥰
Koa satria efa itantsika ny ponit sy ny , dia tsy sarotra ny manao point d'ananas satria ireo karazana point 2 ireo no miasa.
Tsara be ampiasaina hanaovana :
✔️ Sac
✔️ Akanjo
✔️ Accessoires

Ndao ary harao tsara ny fanazavana ao anaty sary eee.
Tinareo ve ity point ity sa tsia? 🥰🥰🥰

Photos from IartLanto's post 03/05/2026

Ilay olona keliko vao mahita pelote dia hanao crochet koa ony 🥰🥰😆😆.

Atao ahona ny anareo mba tsy ho korotanin ilay olona kely ny asa 😆.
Ny ana omena ambona pelote izy dia hoenio ny andry dia ity ny an'ny neny 😆🥰🥰

Fa dia feno tady aloha eraky ny trano 🤭🤭

Wollen Sie Ihr Service zum Top-Innenausstattungsservice in Vienna machen?
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Webseite

Adresse

Vienna